MediaWiki:Exporttext

Avy amin'i Hatsiklopedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Afaka manondrana ny lahatsoratra miaraka amin'ny tantaram-panovana ny pejy na vondrom-pejy maromaro ianao. Aoriana dia mety hafaran'ny wiki iray mandeha amin'ny rindrankajy MediaWiki izany, na dia mbola tsy afaka atao aza izany amin'izao fotoana izao.

Ny fomba fanondranana pejy dia, manomeza lohateny izay na maromaro eto amin'ny boaty ety ambany eto, lohateny iray isaky ny andalana, ary safidio na ny votoatiny ankehitriny ihany no ilainao na miaraka amin'ny endriky ny pejy rehetra taloha, sy hoe ny votoatiny ankehitriny miampy fampahalalana momba ny fanovana farany fotsiny ve sa miaraka amin'ny tantaran'ny fanovana rehetra.

Etsy amin'ny toerana farany dia afaka mampiasa rohy ihany koa ianao, ohatra Manokana:Export/Fandraisana ho an'ny ReniPejy.