Google

Avy amin'i Hatsiklopedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Sarin'i Google.


I Google (vakio hoe Gogaolina) dia sehatra internet anankiray ahafahana manao kajy. Soratanao eo ohatra hoe 3+3 dia tsindrianao ny bokotra Midira, dia avoakany ny valiny hoe 6.

Afaka manao kajy faran'izay sarotra izy, ohatra

Formule.jpg

Dia avoakany eo ny valin'izany kajy izany.