Addition

Avy amin'i Hatsiklopedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Addition, na koa hoe: fanampiana.


Méthode de Dada Rabe-Duamel[Ovay]

La méthode secrète de Dada Rabe-Duamel consiste à diviser par 2 ou 3 amin'ny tena izy ireo isa anankiroa rehefa atao ny addition dia avy eo multiplier-na ny valiny (amina isa iray). Kanefa approximatif be loatra ny approximation azo avy eo, fa mitovy @ puissance de calcul-ny Google ihany.

Ingahy Joanolou no nampiasa voalohany io méthode io, le même qui proposa la première méthode (dite de Dijection) pour computer speed test compter un ensemble de têtes qu'on dirait qu'il est infini.